Entry toko
Part of speech noun
Malagasy definition Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany [Rajemisa 1985]
English definition a trivet for supporting a kettle [Hallanger 1973]
French definition trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite [Abinal 1888]
 trépied pour une marmite [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry toko
Part of speech noun
Malagasy definition Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy
¶ Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? [Rajemisa 1985]
English definition a group, a company [Hallanger 1973]
French definition chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre)
¶ tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) [Abinal 1888]
 tas; chapitre; groupe, compagnie [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2013/10/15