| Entry | 1 mitoko |
| Root | 2toko |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 92 combinations of this word |
| Anagrams | 10 mitoko, 11 mokoty |
| Updated on 2025/10/08 |
|