|
|
|
|

Entry (1/2)1  antoko
Root  2  toko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [1.1]
Explanations in French  5  catégorie, classe, parti, série [1.13]
Examples  6  Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray. [2.4#]
7  Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#]
8  Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#]
9  Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472]
All compound words 

Entry (2/2)13  antoko
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in French  16  pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana] [1.19]

Anagrams  17 antoko, 18 kanoto, 19 kotano, 20 kotona, 21 tokona

Updated on 2025/09/12