Entry manoko (toko)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko voanjo
¶ Mandahatra ny vatom-panorona alohan' ny hilalaovana: Aza kamokamo manoko vato
¶ Mipetraka mitakoko toa manjoretra [Rajemisa 1985]
English definition same as mioko
French definition mettre en tas, grouper [SLP: Voambolana]
Morphology 
manoko
nanoko
hanoko
manokoa
Synonyms manokotoko ~ mioko
Compound words, titles, names 

Entry manoko
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mamangy [Rakotosaona 1972]

2012/06/10