| Entry (1/2) | 1 tokoana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina.
4 Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady. [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 tokoana |
| Root | 6 toko |
| Part of speech | 7 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
8 Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny.
9 Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?. 10 Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy. [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 15 atokano, 16 atokona, 17 tokoana |
| Updated on 2025/09/12 |
|