Entry tokandia (tokana, dia)
Part of speech noun
Malagasy definition Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [Rajemisa 1985]
French definition autre nom du songomby, tout animal solip [...] [full text in Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Synonyms songomby
Examples Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Quotes 

2012/09/18