Entry songomby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
Explanations in French Animal fabuleux ressemblant à un [...] [full text in 2.415, 1.54]
 Se disait des audacieux [2.415]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31