Entry | 1 tohika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1] |
Examples |
4 Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony.
[2.470]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Analogs | 20 di-doha, hamafy hatoka, hamafy sofina, bohihy, botraika, fitokozihitra, fihenahena, fikiry, fikiribibiana, fikitroka, fikitrohana |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tohika |
Anagrams | 22 hitoka, 23 hotika, 24 kihota, 25 tohaky, 26 tohika |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |