|
|
|
|

Entry1  fikitrohana
Root  2 kitroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ.
5 Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify. [1.1]

Updated on 2025/09/12