Entry | botraika | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word botraika | ||
Updated on 2020/07/31 |