| Entry | 1 bohihy |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina.
4 Dohika, bohika, tohika. 5 Fanaovana an-keriny, bohika. [1.1] |
| Explanations in English |
6 obstinate, perverse, forward, self-willed, contumacious; bohika, and bohiko, also used..
[1.2] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 11 be bohihy |
| Anagrams | 12 bohihy, 13 hibohy |
| Updated on 2025/11/09 |
|