|
|
|
|

Entry1  tebiteby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
Explanations in English  4 apprehension, fear and trembling [1.7]
Explanations in French  5 appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
Examples  6  Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470]
7  Hoy aho feno tebiteby. [2.471]
8  Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Vocabulary  14  Emotions

Anagrams  15 betibety, tebiteby

Updated on 2025/09/19