| Entry | 1 fitebitebena |
| Root | 2 tebiteby |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena:
5 Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [1.1] |
| All compound words | 6 tsy fitebitebena |
| Updated on 2025/11/17 |
|