Entry kapoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona. [Rajemisa 1985]
English definition   a blow; a beating [Hallanger 1973]
French definition   coup; action de battre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   action d'additioner, de former un tout [Abinal 1888]
Examples  
1Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora. [FOFAFIPE: Tongavola, page 26]
2Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
3Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay. [Andraina: I Vola, page 45]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry kapoka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara] dia: biby kapoka [Rakotosaona 1972]

Entry kapôka
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] gobelet: kapoaka [David 1952 (takila K)]

2017/04/02