Entry daka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [Rajemisa 1985]
French translation   son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  

Entry daboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza: Fianjerana
¶ Fitsorana mivalampatra
¶ Halavoana
¶ Fiaiken-keloka na fibabohana
¶ Famelezana, fanatontana. [Rajemisa 1985]
   kapoka mafy [Rabemolaly: Fary]
English translation   [Richardson 1885]
French translation   action de battre [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
¶ action de rosser [Abinal 1888]
   action de tomber, de se précipiter de h [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Derivations  
Synonyms   daraboka

Entry daboka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [Rajemisa 1985]
French translation   plein, gras [Abinal 1888]
Examples   Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [Rajemisa: Fiteny 4, page 103]
Compound words, titles, names  

Entry daboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [SLP: Voambolana]
French translation   sablière [SLP: Voambolana]
   élément de charpente [3.1]
Vocabulary  

Updated on 2017/05/31