|
|
|
|

Entry1  tapa-porohana sisa tsy may
Elementary words  2 tapaka, 3 forohana, 4 sisa, 5 tsy, 6 may
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Synonyms  9 akanga sisa nanamborana

Updated on 2025/09/12