Entry akanga sisa nanamborana (akanga, sisa, sambotra)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay
Mitovy hevitra: tapa-porohana sisa tsy may [Rajemisa 1985]
Explanations in French les survivants, les rescap├ęs [Rajaonarimanana 1995]

Updated on 2020/07/31