Entry (1/2) | 1 intsy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1] |
Entry (2/2) | 4 intsy |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in French |
6 Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary | 7 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 8 intsy, 9 tsiny |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |