| Entry (1/2) | 1 rohona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
4 fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1] |
| Explanations in French |
5 bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion
[1.3#543] |
| Examples |
6 Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany.
[2.996#]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 13 Sound |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 15 rohona |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in French |
17 action d'aller en foule
[1.3#543] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 20 horona, rohona, 21 ronaho |
| Updated on 2025/11/02 |
|