| Entry | 1 tanambokovoko |
| Elementary words | 2 tanana, 3 vokovoko |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+)
[1.1] |
| Explanations in French |
6 croix
[1.13] |
| Examples |
7 Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia.
[2.5#]
8 Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470#] 9 Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|