Entry vokovoko
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [Rajemisa 1985]
English translation the figure X; a cross [Hallanger 1973]
French translation croix, forme de la lettre X [Hallanger 1974]
 croix [SLP 1986]
Analogues  vokovoko misompirana
Examples 
1Manatòna ny vokovoko mena. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [Dahle: Angano]
3Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [Rabemolaly: Fary]

Updated on 2020/07/31