Entry tambanivohitra (ambany, vohitra)
Part of speech   noun
French translation   campagnard [Rakotonaivo 1993]
Examples  
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola, page 7]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [Andraina: Mitaraina, page 43]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 29]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/06/24