Entry ambany
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
¶ Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
¶ Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
¶ Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
¶ Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
¶ Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [Rajemisa 1985]
English translation   under [Hallanger 1973]
French translation   en bas, au dessous [Hallanger 1974]
Derivations  
Antonyms  
Compound words, titles, names  
Toponymy   Place names having the word ambany (1): Ankiliambany

Entry ambany
Part of speech   preposition [list]
English translation   [root vany.] Under, beneath, below, down [Richardson 1885]
   down [Hallanger 1973]
French translation   sous, bas [Hallanger 1974]
Vocabulary  

Entry ambany
Part of speech   noun
Malagasy definition   andrefana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
English translation   The west [Provincial] [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2017/04/16