| Entry | 1 vohitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Havoana Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [1.1] |
| Explanations in English |
4 a hill a village (formerly situated on a hill) [1.7] |
| Explanations in French |
5 élévation, colline ville, village, hameau, maison avec enclos [1.3] 6 colline, montagne village (situé sur la colline autrefois) [1.8] |
| Examples |
7 Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 30 122 combinations of this word |
| Vocabulary | 31 Geography: (in general) |
| Proverbs | 32 Proverbs containing that word |
| Article | 33 Randzavola: vohitra ao amin' ny Baiboly (=> tanàna) |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 34 hovitra, 35 vohitra |
| Updated on 2025/10/11 |
|