Entry tambanivohibavy (t-, ambany, vohitra, vavy)
Part of speech noun
French translation campagnarde [3.1]
Morphology 
tambanivohibavy
tambanivohibavin'
tambanivohibavin-
tambanivohibavim-
Examples Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "vĂ©ritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]

Updated on 2020/07/31