| Entry (1/2) | 1 takarina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1] |
| Explanations in French |
4 action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3#650] |
| Examples |
5 Raha mararin-teny, aza tia takarina.
[2.69#]
6 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#] 7 Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369#] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 17 takarina |
| Root | 18 takatra |
| Part of speech | 19 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
20 Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] |
| Explanations in English |
21 to be reached, to be attained to [1.7] |
| Explanations in French |
22 auquel on atteint, où l'on arrive [1.8] |
| Examples |
23 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina.
[2.928#]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 28 akitrana, 29 anatrika, 30 antarika, 31 antraika, 32 katraina, 33 takarina |
| Updated on 2025/09/19 |
|