|
|
|
|

Entry (1/2)1 taka-
Part of speech  2 morphological form of takatra

Entry (2/2)3 taka
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [1.1]

Anagrams  6 kata, katà, 7 taka

Updated on 2025/11/02