Entry taho
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fizarana na fitantanana ny toaka amin' ny mpisotro [Rajemisa 1985]
Derivations  
Morphology  
taho
tahoko
tahonao
tahony
tahontsika
tahonay
tahonareo
tahon'
tahon-
tahom-

Entry taho
Part of speech   noun
Malagasy definition   ravin-tsaonjo [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Ny rantsan' ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka [Rajemisa 1985]
   fizaran'ny zavamaniry mitondra ny rantsana [SLP: Voambolana]
English translation   the stem of a plant [Hallanger 1973]
French translation   la tige d'une plante [Hallanger 1974]
French translation   tige [SLP: Voambolana]
Examples   Toy ny vonindraozy tsara tarehy ao anatin'ny taho maranitra Razaimalala, ka tsy azo mora izy, fa naharotika sy nandratra ny fon-dRandrianaivo vao hitany. [Rajohanesa: Kintana]
Vocabulary  
Morphology  
taho
tahoko
tahonao
tahony
tahontsika
tahonay
tahonareo
tahon'
tahon-
tahom-
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry taho
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny ilan' ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin' ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina
¶ Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin' ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga
Mitovy hevitra: anjonja ~ harana ~ honkona ~ tango ~ tangoza ~ tangozana ~ varombo ~ zarana [Rajemisa 1985]
   forongo fibatana
¶ taho fisarihana: forongo fanidiana na famohana. [Vocabulary: Technology] [SLP: Voambolana]
English translation   a handle [Hallanger 1973]
French translation   le manche d'un outil, d'un couteau [Hallanger 1974]
French translation   tige, anse
¶ taho fisarihana: tige manoeuvre, poignet. [Vocabulary: Technology]
¶ taho mibaka bitika: microfourche
¶ tahon'afokasoka: allumette, tige d'allumette
¶ taho tokam-pangaro: tige homogène. [Vocabulary: Physics]
¶ taho vy: tige de fer [SLP: Voambolana]
Examples   Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 13]
Morphology  
taho
tahoko
tahonao
tahony
tahontsika
tahonay
tahonareo
tahon'
tahon-
tahom-
Compound words, titles, names  

Updated on 2014/02/10