Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [Rakotosaona 1972]
   Tendrombohitra vato: Haram-bato
¶ Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [Rajemisa 1985]
English definition   a rocky place [Hallanger 1973]
French definition   grands rochers [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Toponymy   Place names having the word harana (1): Iharanandriana

Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [Rajemisa 1985]

Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry haraña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] hantsana amoron-drano, tevana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] hantsana, tevana [Rakotosaona 1972]
Toponymy   Place names having the word haraña (1): Iharaña

Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [Rakotosaona 1972]
French definition   [Tankarana] corail. [David 1952 (takila H)]
Vocabulary  

Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka, Tanala] akora [Rakotosaona 1972]
English definition   sea shells; an eggshell [Hallanger 1973]
French definition   coquillage; coque des oeufs [Hallanger 1974]
Vocabulary  

Entry harana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] faty maina [Rakotosaona 1972]

Entry harana
Part of speech   noun
English definition   a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry Harana
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Harana [Baiboly]
English definition   Haran [Baiboly]
French definition   Harân [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Aràna
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29