| Entry (1/2) | 1 marikoriko |
| Root | 2 rikoriko |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io.
5 Lotika. [1.1] |
| Explanations in English |
6 disgusted, nauseated.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 dégoûté, qui a des nausées.
[1.8] |
| Entry (2/2) | 8 marikoriko |
| Part of speech | 9 active verb |
| Explanations in Malagasy |
10 tehandoa.
[Bara]
[1.78] |
| Updated on 2025/11/11 |
|