Entry mahasosotra (sosotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy
¶ Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany
Mitovy hevitra: mahadikidiky ~ mahakamo ~ mahaletra ~ mahalonilony ~ maharikoriko ~ mahasendaotra ~ mahatezitra ~ mampandongilongy ~ vodisetroka [Rajemisa 1985]
English translation   to annoy, to vex [Hallanger 1973]
French translation   vexer, ennuyer, mécontenter [Hallanger 1974]
Morphology  
mahasosotra
nahasosotra
hahasosotra
Quotes  

Updated on 2012/09/28