|
|
|
|

Entry1  fisoratana
Root  2 soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana
5 Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy [1.1]

Updated on 2025/09/12