| Entry | 1 sinoratra |
| Root | 2 soratra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voasoratra; soratana, asiana soratra:
5 Nosinorany tsipitsipika ny tarehiny [1.1] |
| Explanations in French |
6 écrit, marqué, dessiné, peint
[1.3#632] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 voasoratra |
| Updated on 2025/11/17 |
|