Entry fanoratana (soratra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, faeo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa
¶ Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana
¶ Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy
¶ Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [Rajemisa 1985]
English translation   A writing table or desk. [Richardson 1885]
French translation   l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [Abinal 1888]
Compound words, titles, names  

Updated on 2014/03/09