|
|
|
|

Entry1  mpanoratra
Root  2 soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1]
Explanations in English  5 writer [1.17]
Explanations in French  6 écrivain, dessinateur [1.3]
Examples  7  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48#1075]
8  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471#72]
Morphology 
9  Simple :
Tables and plates  10  label="mpanoratra" run="mpanoratra"/>Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahanaFa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe:

Updated on 2026/02/26