| Entry | 1 sitrika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana.
4 entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 27 katsiry, 28 rakitsy, 29 sitrika, 30 tsariky, 31 tsirika |
| Updated on 2025/09/19 |
|