Entry manitrika (sitrika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] manafina [Rakotosaona 1972]
   [ mañitrika ] [Sihanaka] manafina [Rakotosaona 1972]
   Mandentika: Manitrika ao anaty rano
¶ Manafina: Manitri-bola
¶ Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [Rajemisa 1985]
English definition   to dip, to submerge; to dive into water [Hallanger 1973]
French definition   plonger ou submerger dans l'eau; plonger
¶ cacher [Hallanger 1974]
Morphology  
manitrika
nanitrika
hanitrika
manitriha
Synonyms   manasitrika
Quotes  

2013/04/04