| Entry | 1 fisitrihana |
| Root | 2 sitrika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano:
5 Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy 6 any anaty rano no nahabongo ny masony? 7 Fierena, fiafenana: 8 Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. 9 [1.1] |
| Anagrams | fisitrihana, 10 fitsirihana |
| Updated on 2025/11/17 |
|