| Entry | 1 fanasitrihana |
| Root | 2 sitrika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano.
5 Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita. 6 Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana. [1.1] |
| Synonyms | 7 fanitrihana |
| Updated on 2025/09/12 |
|