Entry haitraitra (haitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Mitovy hevitra: aingitraingitra ~ angentsangentsana ~ angesongeso ~ angolangola ~ angotingoty ~ arana ~ hanta ratsy ~ hantahanta ~ lalampo ~ sarin-ditra ~ siasia ~ sitrapo ~ sotro rano antanam-bazo ~ tsingolavaitra ~ vaibaitra [Rajemisa 1985]
English definition self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [Richardson 1885]
 whim, fancy [Hallanger 1973]
French definition bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [Abinal 1888]
 caprice, bizarrerie [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms angetsangetsana ~ filatro
Compound words, titles, names 
Examples 
1Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
2Rahona be haitraitra! [Andriamalala: Zazavavindrano, page 7]
Quotes 

2013/12/03