|
|
|
|

Entry1  finiavana
Root  2 nia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
Explanations in English  5 intent or purpose to do something [1.7]
Explanations in French  6 l'intention de faire une chose [1.8]
Vocabulary  7  Emotions

Updated on 2025/11/17