| Entry | 1 singan' olona |
| Elementary words | 2 singa, 3 olona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena
[1.1] |
| Explanations in French |
6 une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille
[1.3] |
| Analogs | 7 akanga sisa nanamborana, 8 boribory, 9 honjohonjon' olona, 10 irery tena, 11 mamikitra ahitra irery, 12 manirery, 13 manjenjena, 14 mijongijongy, 15 milalao vovoka irery, 16 misiontsiona, 17 tapa-porohana sisa tsy may, 18 tokan-tena, 19 tsy amboa tsy lambo, 20 tsy ary ambony tsy ary ambany, 21 tsy mana-namana |
| Updated on 2026/04/22 |
|