|
|
|
|

Entry1  manirery
Root  2 irery
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [1.1]
5 tsy misy namana [1.13]
Explanations in English  6 to be alone [1.7]
Explanations in French  7 être tout seul [1.8]
8 esseulé, solitaire [1.13]
All compound words  9 sanda manirery

Anagrams  10 manirery, 11 mirareny

Updated on 2025/11/09