|
|
|
|

Entry (1/2)1 singa
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Examples  4 ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#]
Morphology 
5 Simple :
Derivatives 
Names :
All compound words  77 combinations of this word

Entry (2/2)8 singa
Part of speech  9 noun
Explanations in French  10 élément [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  127 combinations of this word

Anagrams  13 sangy, 14 singa

Updated on 2025/10/08