| Entry (1/2) | 1 sarika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 sintona, roritra.
[1.1#866] |
| Explanations in French |
4 action de tirer (comme quand on tire les fibres du bananier).
5 action d'épuiser, comme la maladie, le travail. [1.3#582] 6 action de tirer les fibres, défibrer. [1.196] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 18 5 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 19 sarika |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in Malagasy |
21 Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro.
[1.1#866] 22 Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika. [1.1#866] |
| Explanations in French |
23 les fibres du bananier.
[1.3#582] 24 fibre du Musa textilis, dite : « chanvre de Manille », autrefois très utilisée comme textile en Imerina. Elle servait à faire les tissus dits lamba sarika. [1.196] 25 (de sarika : action de tirer les fibres, défibrer). Musa textilis Née (Musaceae). Il fournit une fibre dite : « chanvre de Manille ». [Merina] [1.196] |
| Examples |
26 Ny jiafotsy no fitafiana naman' ny sarika.
[1.437#]
|
| All compound words | 27 lamba sarika |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 28 kasira, 29 sakary, 30 sarika, 31 Sikara, 32 siraka, 33 Sykara |
| Updated on 2025/11/09 |
|