| Entry | 1 voasarika |
| Root | 2 sarika |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 tiré, dégainé, (forces) que la maladie a diminuées
[1.3#582] |
| Examples |
5 sendra voasarika tamin' ny fahatairana, dia iny no nasampy tao an-damosina.
[2.357#53]
6 voasarika ny fanahin'ny mpihaino, satria hendratr'izay tapany azony ka terem-panahy hieritreritra sy haminany. [2.298#131] |
| Synonyms | 7 sinarika |
| Anagrams | 8 karavasio, 9 voasarika |
| Updated on 2025/09/12 |
|