Entry misarika (sarika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
¶ Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
¶ Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [Rajemisa 1985]
English definition to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [Hallanger 1973]
French definition tirer; enlever avec la main [Hallanger 1974]
Morphology 
misarika
nisarika
hisarika
misariha
Quotes 

2012/09/17