|
|
|
|

Entry 1  fisarihana
Root  2 sarika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
5 Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
6 Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1]
Explanations in French  7 attraction, tirage [1.13]
Combinations  8  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  9 fihisarana, 10 fisahirana, fisarihana

Updated on 2026/02/04