Entry sahy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sa [...]
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny h [...]
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy R [...]
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato a [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   bold, daring
¶ impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   courageous [Richardson 1885]
French translation   courageux, audacieux [Hallanger 1974]
Examples   Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [Andraina: Mitaraina, page 28]
Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [Callet: Tantara]
Derivations  
Synonyms   sahisahy
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra

Entry sahy
Part of speech   noun
English translation   the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry sahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   insulte, injure [Abinal 1888]
Derivations  

Entry sahy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   resy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entry sahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   fifiahara fary [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Synonyms   sy

Updated on 2014/09/13