| Entry | 1 manabohamaty |
| Elementary words | 2 manana, 3 bohaka, 4 maty |
| Part of speech | 5 active verb |
| Explanations in Malagasy |
6 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana
[1.1] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 mananty voina, 11 manao anjolofo, 12 manao mosalahy, 13 manao vy very, 14 maneha-doza, 15 mankaha-doza, 16 mila faty, 17 mila voina, 18 Mitono tena |
| Updated on 2026/04/22 |
|